SUN HINA Madagascar, ny 1000 andro voalohan'ny zaza no miantoka ny hiantoka ny hoaviny

Ny asanay : ny ady amin’ny tsifanjariantsakafo Ny Hetsika Iraisaina Natokana ho an’ny Ady amin’ny tsifanjariantsakafo na HINA dia mampivondrona ireo mpisehatra maro mahakasika akiky na lavitra ny tsy fanjariantsakafo. Atao izany mba hahafahana mandrindra ny asa atao handresena io fahavalo io. Miara mivondrona handresy ny tsy fanjariantsakafo

 Miaraha mihetsika aminay

Vidéo: