Ny asanay : ny ady amin’ny tsifanjariantsakafo Ny Hetsika Iraisaina Natokana ho an’ny Ady amin’ny tsifanjariantsakafo na HINA dia mampivondrona ireo mpisehatra maro mahakasika akiky na lavitra ny tsy fanjariantsakafo. Atao izany mba hahafahana mandrindra ny asa atao handresena io fahavalo io. Miara mivondrona handresy ny tsy fanjariantsakafo
Miaraha mihetsika aminay
Vidéo:

